Efa ivelomako

Clé
F
Mesure
4/4
Tempo
100
A. Raoeliarijaona
m.,s1 s1.,m f -.,m ri.,m r.,l1 l1 - t1.,ta1 t1.,l1 s1.,f  m.,ri   
d.,s1 s1.,d d -.,d t1.,d l1.,fi1 fi1 - s1.,s1 s1.,s1 s1.,d  d.,t1   
s.,m m.,s l -.,s fi.,s fi.,d d - r.,di r.,d t1.,l  s.,fi  s  
d.,d d.,d d -.,d t1.,d l1.,r1 r1 - s1.,s1 s1.,s1 s1.,s1 s1.,s1  
E- fa i- ve lo- ma- ko to- koa, Je- so,   A- to am- po- ko  ny fi tia- va nao.      
Ny fa-  ha- la-  la-  ko  ny fi- tia- va- nao    Sy ny  fa- mon-  je- na a to- lo- trao      
Tom- po ô he- noy ny va- va- ka ao am- po   O! i- ra- ho ny fa- na- hi- nao      

 

m.,ri m.,f s -.,m r.,di r.,m f - t1.,ta1 t1.,l1 s1.,f  m.,r   
d.,t1 d.,r s ta1 l1.,si l1.,di r - s1.,s1 s1.,s1 s1.,d  d.,t1  s1   
s.,fi s.,f m -.,s f.,m f.,si l - r.,di r.,d t1.,l  s.,f  m  
d.,t1 d.,r m -.,m1 f1.,f1 f1.,m1 r - s1.,s1 s1.,s1 s1.,s1 s1.,s1  
Ne- fa tia- ko koa raha izao ton- to- lo i- zao   No han-  dray ny  faha- so-  a- va-  nao       
Ha- na- me- lo-  ka ahy  raha  izao ton-  to- lo i zao   Tsy hi- la-  za- ko  ny fi-  tia- va- nao       
Ha- na- fa- na a nay  Sy  ham- pa  hery a- nay    A- ry  koa hi- ta- ri-  da- la- na       

 

Isan'andininy 1,2

l1.,si1 l1.,l l.,f d.,l s - m   r.,di r.,l l.,fi  r.,d t1 d r -.
l1.,si1 l1.,d d.,l1 l1.,d d - s1 - l1.,si1 l1.,d d.,l1  l1.,l1 s1 l1 t1 -.
d.,t1 d.,l1 l1.,d f.,r m - s - fi.,fi fi.,fi fi.,l l.,fi s fi f -.
f1.,f1 f1.,f1 f1.,f1 l1.,t1 d - d - r1.,r1 r1.,r1 r1.,fi1 l1.,r1 s1  l1 s1 -.
Ne- fa fan- ta- trao- ny ha- le- me-   ko   Sy ny hery a- na- na- ko Je- so.      
O! re- seo a- nio ny ha- le- me-   ko   Mi- hai- noa ny va- va- ko Je- so      

 

m.,ri m.,f s -.,m r.,di r.,m f - t1.,ta1 t1.,l1 s1.,f  m.,r   
d.,t1 d.,r s ta1 l1.,si l1.,di r - s1.,s1 s1.,s1 s1.,d  d.,t1  s1   
s.,fi s.,f m -.,s f.,m f.,si l - r.,di r.,d t1.,l  s.,f  m  
d.,t1 d.,r m -.,m1 f1.,f1 f1.,m1 r - s1.,s1 s1.,s1 s1.,s1 s1.,s1  
Am- pi di- no e- to ny Fa na- hi- nao   Ham- pa he- ry ny o- lo- nao Je- so.      
  1. Efa ivelomako tokoa Jesô,
    Ato am-poko ny fitiavanao.
    Nefa tiako koa raha izao tontolo izao
    No handray ny fahasoavanao.
  2. Ny fahalalako ny fitiavanao
    Sy ny famonjena atolotrao
    Hanameloka ahy raha izao tontolo izao
    Tsy hilazako ny fitiavanao
  • Refrain 1,2
    Nefa fantatrao ny halemeko
    Sy ny hery ananako Jesô
    Ampidino eto ny Fanahinao
    Hampahery ny olonao Jesô.
  1. Tompo ô henoy ny vavaka ao am-po
    O! iraho ny fanahinao
    Hanafana anay sy hampahery anay
    Ary koa hitari-dalana.
  • O! reseo anio ny halemeko
    Mihainoa ny vavako Jesô
    Ampidino eto ny Fanahinao
    Hampahery ny olonao Jesô.
Tiona Advantista
182